Teny iditra | 1 teboka aman-paingo |
Singan-teny | 2 teboka, amana, paingo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [3.1] semicolon |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5, 1.13] point-virgule |
Isam-pirenena |
7 [3.1] ";" |
Voambolana |
8 Haiteny |
Mpanahaka | 9 tebokaroa, tebokatelo, tebokafamaranana |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Mari-tsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |